Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

Aina Cook (Izy nisaona)

Lasa ianao, lasa lavitra any Nandao ny tany, ilay feno tomany Izy irery no tavela, tsy afaka nitafa ela Tsy afa-nanoatra fa tsy maintsy nifandao Lasa ianao, nanalavi-tiana Dia ilay fiainan-tsy hita, tsisy fahoriana Izy teo nangahiahy, lahatra tsy afa-nanda...

Lire la suite

Aina Cook (Izy anie izy)

Aina Cook (Izy anie izy)

Isaorako ianao nitsotra tsy nanafina izay tao am-po fa niezaka nanararaotra ny tsy naha-teo azy hitory fitia fa nefa anie izy tsy ndeha ho aiza fa ao ampoko ihany CHORUS X 2 izy anie izy no masaka ao an-tsaiko ato izy anie izy ny ato an'eritreritra izy...

Lire la suite

Aina Cook (Fo natolotra)

Fo natolotra tsy sangisangy fa vokatrin'ny fo, no nilazako fa tia ahy. tam-pisainana sy safidiko taminao ny heritreritro ny loha. ref: ka aza manalavitra ahy f'irery hatreo ianao. f'ianao no andry tohana sy harenako. dia fo madio feno fitia no atolotro....

Lire la suite

Aina Cook (Tsy hanam-paharetana)

Na dia mbola zaza aho Nefa lalin-tsaina Sady mahalala maheno ny tantara Ny fiainana tsy mora Tsy maintsy misy banga Ny fadiana kosa Ny misavika saranga Ny masoandro milaza no hahalalako fa Ny anjara ho ahy ao aminy Ny tarany nataony ho nanerana isam-baravarana...

Lire la suite

Aina Cook (Tantara taloha)

Vao niandoha izaho sy ianao nifankatia tokoa Izaho ilay 1 lasa 2 f' efa niova fo Ireo sangisangy, ireo adiady, ireo teny mamy NAnjary niova ho tomany Averiko izay nindramiko tsy ho neniko Angamba tsy ho tsinko Ref:Izay niainantsiaka roa aza avela hifoha...

Lire la suite

Aina Cook (Mozika)

Hirahira no tiako ho fiainana hanalana ny olam-piainana hirahira no tena namana hafaliana izy tsy hahasaraka CHORUS Dia nampiako mozika iny hira iny yeah hankafizin'ny gasy sy vahiny dia nampiako mozika iny hira iny yeah mamiko loatra aza tsiny hirahira...

Lire la suite